HO AVY NY ANDRO (Hanitry ny Edena AMBOHIJAFY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
omvgq SOLO:Ho avy izay swfg andro izay
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho cdqyg mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any fampahoriana
Fianan_tsambatra iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy izay andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza ilay teny soa
Midira ianao ka tononkira.serasera.org mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho cdqyg mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any fampahoriana
Fianan_tsambatra iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy izay andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza ilay teny soa
Midira ianao ka tononkira.serasera.org mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny Edena AMBOHIJAFYVangy : 637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thala
Daty : 28/05/2024 13:17
