HO AVY NY ANDRO (Hanitry ny Edena AMBOHIJAFY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO:Ho avy izay andro izay
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any taaeo fampahoriana
Fianan_tsambatra tononkira.serasera.org iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy tjpsqhu izay andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza jxmbuku ilay teny soa
Midira ianao ka mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any taaeo fampahoriana
Fianan_tsambatra tononkira.serasera.org iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy tjpsqhu izay andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza jxmbuku ilay teny soa
Midira ianao ka mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitry ny Edena AMBOHIJAFYVisites : 639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thala
Date : 28/05/2024 13:17
