HO AVY NY ANDRO (Hanitry ny Edena AMBOHIJAFY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO:Ho avy izay andro izay
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any fampahoriana
Fianan_tsambatra kqawetg iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy izay vpddol andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any tononkira.serasera.org dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza ilay teny soa
Midira ianao ka jmqi mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any fampahoriana
Fianan_tsambatra kqawetg iray ihany
No hasandratray Mandrakizay
CHOEUR:Ho avy izay vpddol andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any tononkira.serasera.org dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza ilay teny soa
Midira ianao ka jmqi mandrosoa
Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra
T&F: Pastora Thala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitry ny Edena AMBOHIJAFYHits : 605
Likes : 0 Like
Created by : Thala
Date : 28/05/2024 13:17
