Etsy Hafarako (Guy Andriamadaoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana ô
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra uoojlmhz izao
Ny foko tononkira.serasera.org kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao gwgctohe mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako gleohixd mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra uoojlmhz izao
Ny foko tononkira.serasera.org kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao gwgctohe mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako gleohixd mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Guy AndriamadaoroHits : 263
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 10/06/2026 21:47
