Etsy Hafarako (Guy Andriamadaoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org volana ô
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) ajhoruz amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64 eozcfrh toigoo
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) ajhoruz amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64 eozcfrh toigoo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Guy AndriamadaoroVisites : 264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 10/06/2026 21:47
