TSARA JEHOVAH (GROUPE IDEALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cuofg Endrehy ny ankaton'ny zavaboahary
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo ka tononkira.serasera.org izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona fxtpmmr sy anhtipnw manasoa
Ny tany hionenana
izay manana ny harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo ka tononkira.serasera.org izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona fxtpmmr sy anhtipnw manasoa
Ny tany hionenana
izay manana ny harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE IDEALYVangy : 1904
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Souki youki Nary
Daty : 03/03/2017 13:13
