Tohano aho (groupe francka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko raha hitoetra ato am-poko
ny fitiavana anao xugvdprm ry Tompo tononkira.serasera.org
ho zary fiainako ny fanahafana anao
eny iriko hatrany hiaraka aminao
ho tarigetrako hiara-honina aminao koa mba tanteraho izany Ray o raha sitrakao
ref:
Tohano aho
tolory hery
omeo ytmudac koa
fanahy hendry hanambarako ihany ziqpkqdu koa amin’ireo namako
fa hafa ny miaraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : groupe franckaVangy : 2434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/04/2006 13:56