Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tohano aho (groupe francka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko raha hitoetra yrllftmv ato am-poko
ny tononkira.serasera.org fitiavana anao ry Tompo
ho zary fiainako ny fanahafana anao
eny iriko hatrany hiaraka aminao
ho tarigetrako hiara-honina aminao koa mba tanteraho izany Ray o raha sitrakao
ref:
Tohano aho
tolory hery
omeo koa
fanahy hendry hanambarako ihany koa amin’ireo namako
fa hafa ny miaraka lvsrcjt dzhhmx aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : groupe franckaVisites : 2484
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/04/2006 13:56