Nahoana (groupe francka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho faty ihany
ka handao itony tany
Nahoana e no tononkira.serasera.org hifandrafy hatrany
raha samy mpandalo no eto
Samy tomany misento
Ka nahoana e no hifankahala an an an
Indro xdtro hilaozana ny eto fa mpandalo avokoa
Izaho sy ianao
IZaho sy ianao
Samy tsy aharitra eto
Te ho any an-danitra avokoa
Ka nahoana e raha mifankatia
Raha ho faty ihany
Sy handao itony tany
Nahoana rthcarne e no hifandrafy hatrany
Fa mba inona tokoa moa
No tombony ho azonao raha ho very aho
Anio qyiu lazao an an an
Indro....mifankatia
Izaho maniry anao
HIvavaka ho ahy
F’izaho isan’andro dia hivavaka ho anao
ka handao itony tany
Nahoana e no tononkira.serasera.org hifandrafy hatrany
raha samy mpandalo no eto
Samy tomany misento
Ka nahoana e no hifankahala an an an
Indro xdtro hilaozana ny eto fa mpandalo avokoa
Izaho sy ianao
IZaho sy ianao
Samy tsy aharitra eto
Te ho any an-danitra avokoa
Ka nahoana e raha mifankatia
Raha ho faty ihany
Sy handao itony tany
Nahoana rthcarne e no hifandrafy hatrany
Fa mba inona tokoa moa
No tombony ho azonao raha ho very aho
Anio qyiu lazao an an an
Indro....mifankatia
Izaho maniry anao
HIvavaka ho ahy
F’izaho isan’andro dia hivavaka ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : groupe franckaHits : 2669
Likes : 0 Like
Created by : poopie
Date : 01/11/2005 17:41
