Nahoana (groupe francka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho faty ihany
ka handao itony tany
Nahoana e no hifandrafy hatrany
raha samy mpandalo no eto
Samy tomany misento
Ka nahoana e no hifankahala an an an
Indro hilaozana xrtvbk ny shvlj eto fa mpandalo avokoa
Izaho sy ianao
IZaho sy ianao
Samy tsy aharitra eto
Te ho any an-danitra avokoa
Ka nahoana e raha mifankatia
Raha ho faty ihany
Sy handao itony tany
Nahoana e no hifandrafy hatrany
Fa mba inona tokoa moa
No tombony ho azonao raha ho very aho
Anio lazao an an an
Indro....mifankatia
Izaho maniry anao
HIvavaka axdegg ho ahy
F’izaho isan’andro dia hivavaka ho tononkira.serasera.org anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : groupe francka
Vangy : 2713
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : poopie
Daty : 01/11/2005 17:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283