Tompo o ianao ihany (groupe EVANGELIQUE tanjona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o ianao ihany no mba antenaiko hitantana ny diako
ka na lalan-tsarotra aza,ity fiainana eto an-tany
Teninao dia efa fanilo miaro ahy tsy ho solafaka
miaro ahy tsy ho sodokan’ny rendrarendram-piainana
Ho deraina Ianao;Tompo tia o
asandratro ho lovako
Reharehako ianao Mpamonjy soa Malala o
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/groupe-evangelique-tanjona/tompo-o-ianao-ihany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : groupe EVANGELIQUE tanjona
Vangy : 3236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 24/08/2005 22:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0645