Tompo o ianao ihany (groupe EVANGELIQUE tanjona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o ianao ihany no mba qkyeclm antenaiko hitantana ny diako
ka na lalan-tsarotra aza,ity fiainana rgimvv eto svvgecj an-tany
Teninao dia efa fanilo miaro ahy tsy tononkira.serasera.org ho solafaka
miaro ahy tsy ho sodokan’ny rendrarendram-piainana
Ho deraina Ianao;Tompo tia o
asandratro ho lovako
Reharehako ianao Mpamonjy soa Malala o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : groupe EVANGELIQUE tanjona
Hits : 4454
Likes : 0 Like
Created by : rah-njara
Date : 24/08/2005 22:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377