Tompo o ianao ihany (groupe EVANGELIQUE tanjona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o uwnl ianao ihany no mba antenaiko hitantana ny diako
ka na lalan-tsarotra aza,ity fiainana eto an-tany
Teninao dia efa fanilo miaro ahy tsy ho solafaka
miaro ahy tsy ctaw ho sodokan’ny rendrarendram-piainana
Ho deraina Ianao;Tompo tia o
asandratro ho lovako tononkira.serasera.org
Reharehako ianao Mpamonjy soa ydsdlrap Malala o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : groupe EVANGELIQUE tanjona
Vangy : 4452
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 24/08/2005 22:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361