Hanompo ny Tompo (Gefen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Hanompo fploai é!!! hanompo ny Tompo
hanompo ny Tompo izahay e
Safidionare iniany izay tompo tianare tompoiny e
Fa zehe mitsangana eto zao hanompo ny tompo é! (x2)
Izy no tompo Andriamanitsika ee
Nampiakatra antsika avy tany Ejipte ee
Mbamin’ny razantsika
tamin’ny toeram-panandevozagna iny oisgtug e
Ref tononkira.serasera.org …..
Safidionareo iniany ty izay tompo tianare tompoina e
Fa zèhe mitsangana eto dkmrjedf izao tsy hiala amin’ny Tompo e(x2)
Izy no Tompon’ny tantara e,miaro antsika amin’ny andro sarotra e
Zagnahary mitondra antsika amin’ny toerana fahafahana igny e
Ref……
_______________________________________________
Père GEFEN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GefenVangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tonyraywalker
Daty : 25/06/2025 10:19