Ialahy (Gaëlle Tsirininofy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy ilay tsy foiko tononkira.serasera.org fa tiako mamiko indrindra
Ka na mamy na mangidy isika tsy hifanary mihintsy
Safosafo tambitamby orokoroka mamy iny
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny

Miredareda ato anatiko ny afompitiavako an'Ialahy
Toa tsy mety maty tsy laintran' adiady
Ireo sangy kely vazivazy sy gnon adalana
No lpwc mameno ny tontoloko  xdhvbisc

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gaëlle Tsirininofy
Visites : 2961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/07/2019 09:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149