Tsara loatra (FTVLM Mahazoarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventesinay ny hira
Izahay manandram-peo
Hidera sy hankalaza
Satria Ianao ilay avo indrindra
Tompon'ny yzpckq Paradisa
Ilay Andrimanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha ilay Ray tsy tcmlwh manampetra (×2)
Ref:
Haleloia !
Dera sy laza no hatolotra Anao
Haleloia !
Dera sy laza ho Anao mandrakizay
Fa lexnfft tsara loatra e, fa tsara loatra e
Tena tsara loatra Ianao Tompo oh!
Na ny lehibe na ny ankizy
Dia miara tononkira.serasera.org manandram-peo
Hitory sy hanambara
Ny tena hoe filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra
Ilay Andriamanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha,
Ilay Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia ! ...
Izahay manandram-peo
Hidera sy hankalaza
Satria Ianao ilay avo indrindra
Tompon'ny yzpckq Paradisa
Ilay Andrimanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha ilay Ray tsy tcmlwh manampetra (×2)
Ref:
Haleloia !
Dera sy laza no hatolotra Anao
Haleloia !
Dera sy laza ho Anao mandrakizay
Fa lexnfft tsara loatra e, fa tsara loatra e
Tena tsara loatra Ianao Tompo oh!
Na ny lehibe na ny ankizy
Dia miara tononkira.serasera.org manandram-peo
Hitory sy hanambara
Ny tena hoe filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra
Ilay Andriamanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha,
Ilay Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia ! ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FTVLM MahazoarivoVangy : 569
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MamyAndriantsalama
Daty : 29/01/2025 09:57
