You are here: home > Tononkira > Fredy Ranarson

Embona (Fredy Ranarson)

https://tononkira.serasera.org/hira/fredy-ranarson/embona

Jereo fa tomany ianao
Zao vatako izao
zay lavitra anao

Variana ka misento mangina
ity fo manirery
tsy misy mpijery

Latsa dranomaso lalandava izao
sy torovana ny foko tianao
miverena ianao
ory olona nandao
fa mbola miandytononkira.serasera.org ireny

Variana ary koa malahelo
ka mihira ho anao
amin'izao ora izao

Aza heverinao fa ny elanelan-tany
no ampiova ity foko babonao
tsy miova akory na dia mitomany
fa mbola manantena anao

Variana ka misento mangina ity fo manirery
tsy misy mpijery

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Fredy Ranarson
Mpamaky : 1096
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : misamisa
Tamin'ny : 21/05/2014 09:05:20
ID : 6570

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo