Mpandresy aho (Fred'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitro tononkira.serasera.org e!, dia mampandresy ahy
Ka na mandalo ady aza aho, dia tsy hanana ahiahy
Izy jxrwm no efa mialoha! lalana ho ahy
Fandresena foana! no azoko aminy e!
Ref:
Mpadresy aho, mpandresy e!, miaraka aminy e!
Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X2)
....
Jehovah no miady, miady ny adiko e!
Ka tsy manahy mihintsy aho, ao aminy e!
Tsy cfqgqoiz hitady ny hafa aho, hamaha ny olako e!
Jesôsy mampadresy ahy, hatramin'ny farany e!
Ref:
Mpadresy aho, mpandresy e!, miaraka aminy lxbhtcji e!

Izaho dia tsy hiala! amin'Andrimanitro e!
Fa mahatoky Azy aho! eo amin'ny fiainako e!
Izy no hampandresy ahy! amin'ireo adiko e!

Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X4)
....
Ref:... (X4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fred'sonVangy : 1257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/03/2023 19:00