Finoana arahan’asa (FJKM BETSIZARAINA FINO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho Anao ny saotra sy pcajqpyo ny dera
Ry Ray tononkira.serasera.org Mpahary sy Mpiahy,
Ny Fiangonanao mijoro
Noho ny asan’ny Fanahy.

Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka  
Ho velona tokoa ianao.

2. Ny Tompo tsy mba manadino
Ny asa tsara xcbvku ataon’ny mpino,
Ka fitahiana sesilany
No indro asetriny izany.

Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka  
Ho velona tokoa ianao.

3. Ho lalim-paka ny finoana
Ka vonona hiasa hatrany,
Ny tena fototra ijoroana
Dia Jesoa irery ihany.

Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina xwkvlyyq ô, aza reraka  
Ho velona tokoa ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FJKM BETSIZARAINA FINO
Vangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mah6
Daty : 30/04/2025 09:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4695