Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Androndra mamin'ny fo (FJKM Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Androndra, qmrgota ry Androndra
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny hery mampiray anay
Dia Ianao ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay eroksifg x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho vzqmgaai tononkira.serasera.org fahazavan'ny taninay x2
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny hery mampiray anay
Dia Ianao ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay eroksifg x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho vzqmgaai tononkira.serasera.org fahazavan'ny taninay x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FJKM Androndra FahasoavanaVangy : 497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 20/05/2025 17:25
