Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Androndra mamin'ny fo (FJKM Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org Androndra, ry boru Androndra
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny hery mampiray anay
Dia Ianao pwskk ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho fahazavan'ny taninay agmgoap x2
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny hery mampiray anay
Dia Ianao pwskk ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho fahazavan'ny taninay agmgoap x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FJKM Androndra FahasoavanaVisites : 534
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 20/05/2025 17:25
