Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Androndra mamin'ny fo (FJKM Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Androndra, ry Androndra
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ztgwfo ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa tononkira.serasera.org ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny vahcww hery mampiray anay
Dia Ianao ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho kolqeil doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho fahazavan'ny taninay x2
Fiangonana malalanay x2
Isaoranay tokoa ztgwfo ny Ray
Ny fahasoavany nitondra x2
Ref: Andao isika izao
Hivavaka, hivavaka am-pinoana
Hiasa tononkira.serasera.org ampazotoana
Hifankatia, hihavana
Ry Androndra, Androndra Fahasoavana
Ny vahcww hery mampiray anay
Dia Ianao ry Jesoa Tia x2
Ekenay marina, ho kolqeil doria
Ho Tompo sy Mpamonjy anay x2
Fanahy ô, atolotray
Izay rehetra mety ilaina x2
Handroso Androndra nolalaina
Ho fahazavan'ny taninay x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FJKM Androndra FahasoavanaHits : 500
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 20/05/2025 17:25
