Tantara sarotra (Finaritra (Rindra Tarika))



Tsy hay norarĂ na, fa dia nifankatia
Mitady isan'andro izay fomba iarahana dia
Na dia hifampijery aza
Na mba hiresaka!
Ianao foana no ilaiko ho anilako

Ny antsika roa mantsy toa tantara sarotra
Efa manantompo, efa voafatotra
Fa tsytononkira.serasera.org nanakana lay fontsika ho sarika
Ho fo miara mitempo ny ahy sy anao.

Dia voatery hiala maina tsy hitondra mody
Fa ianao ry tiako
Manan'olona iray talohako
Ianao foana andrandraina ho fanafody
Ka manantena, fiainana vaovao ho ahy sy ho anao.

Finaritra Mai 2019

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Finaritra (Rindra Tarika)
Mpamaky : 236
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Camarade
Tamin'ny : 13/06/2019 10:50:24
ID : 11808

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo