MANANA AHO (FEON'IFIALOFANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANANA AHO
Manana Aho, manana Anao
Manana Aho, manana Anao
Manana Aho, manana Anao,
Jesosy O!
Manana aho, manana anao
Handositra ahy ny fahantrana
Hazava ny lalan-kombana
Harenako ny roydwxrq herinao, onqnitm Jesosy tononkira.serasera.org ô!
Kanana no ho vantaniko
Ka n’aiza n’aiza tany aleha
Ianao no ataoko rehareha
Tsy menatra aho
Noho ny jwlvvain Aminao, Jesosy ô!
Hanandratr’ahy ny tananao
A/C : Rina RAJAONARISON F.T

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEON'IFIALOFANA
Hits : 1501
Likes : 0 Like
Created by : ampandrana
Date : 19/09/2022 20:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9192