FIKIRIKO IANAO (FEON'IFIALOFANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIKIRIKO IANAO
Na ho dify ny masoandro
Maizim-bolana ny dia
”zaho tsy hiala Aminao Jesosiko”
Na nilaozan’ny hava-tiana
Ka andalovam-pahoriana
”zaho tsy hiala Aminao Jesosiko”
Na ino rô hampitomany
Hijoro zaho ka hitraka hatrany
Na ino midôna, izaho tsy hirôna
Fikiriko Agnao Jesosy ô!
Ndraikindraiky aho tsisy vola
Sahirak’asa fiveloma
”zaho tsy hiala Aminao Jesosiko”
Rehefa igny izaho marary
Na an-trano na an-dhôpitaly e!
”zaho tsy hiala Aminao Jesosiko”
A/C : Rina RAJAONARISON F.T.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEON'IFIALOFANA
Vangy : 383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ampandrana
Daty : 19/09/2022 20:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355