RY MPIVAHINY (Fa) (Feon' ny Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny mandalo sy mielina ihany
Miovaova tsy satry ny fiainana an_tany
Ao ireo fiainana anatin'ny aizina
Nefa hinoana fa mbola hisava
Aiza ny lalan_kombana


Nefa ny Ray ao an_danitra ao
Izay nahary izao tontolo izao
Teo ambonin'ny seza fiandrianany
Izy anie dia hiova fijery eny e!
Tia( tena tia ny Ray)² eny mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fiderana
Vangy : 301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759