Noho ny Fitiavanao (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo O!inty aho,ny foko eyxsqoj ovay havaozy;
Ka ny fahasoavanao hikoriana amiko
Tompo O!fantatro fa ny halemeko rehetra
Dia ho foana izao noho ny fitiavanao
ref:
fihino aho amin'ny fitiavanao
ho eo akaiky,ho eo anilanao
raha miandry anao,dia ny elatrao no hiakarako
toy ny voromahery tononkira.serasera.org tarihin'ny Fanahy
ho amin'ny fitiavanao
Tompo O! ampahirato ,ny masoko urjyymgb hahita anao
ho fantatro ao am-poko fa tia ahy Ianao
Tompo o!ovay ny saiko ka ny tnmafozx sitrakao no hiriko
Ho fiainako isan'andro, noho ny Fitiavanao
Ref:
............................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)Vangy : 3492
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mahandritiana
Daty : 13/07/2017 07:08