Mahamay (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hadiditra intsony aho mamako ô
Tsy hamalivaly intsony aho babako ô
Tsy hisotrosotro intsony aho zokibeko ô
Tsy hamonomono intsony aho zandriko malalako ô
Avelao aho mba hody amin’izay e
Mifona aminareo aho havako sy namako ô
Aza ampijaliana intsony aho f’efa fay tononkira.serasera.org e
Ho hendry be foana aho mandrakizay e
Mahamay, mijaly aho, marary injsm aho sipa ô
Mila hitapy aho, sitrano aho, marary ny aiko ô
Avia miavia aty, omeo rano zaho ô
Ho serana aty aho raha tsisy anareo
Aza ampijaliana aho, mifona aho sefo ô
Mba vonjeo khqo aho, jereo aho, marary ny aiko ô
Avia miavia aty omeo rano zaho ô
Raha serana aty aho veloma ianareo
Tia anao be foana aho sipako ô
Tsy hampirafy intsony aho vadiko malalako ô
Tsy hanambany intsony aho valibeko ô
Tsy hiteniteny ratsy anao intsony aho yqbxjb rafozako ô

--------
Lien: