Vady faharoa (Fali)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho ny alahelonao
Hadinoy f’izaho tsy anjaranao
Tsy hisy intsony mantsy ny amintsika
Tsy hitomaniana intsony fa vita
Ny filafila nataonao angamba
Nahavariana ka nahatonga ahy jamba
Ankehitriny anefa fantatro
Hay izaho 'lay vady goht faharoa
Ny fitia zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Soa ihany fa nasiana fefy
Hay fitia yrexq mampiara-droa ka lefy
Ny any aoriana no tandremana
Tsy ho maika mora manana
Ny fitia 'zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia tononkira.serasera.org toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Raha ny fitia 'zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Mampijaly ahy ianao, ianao toa milalao,
Aleoko miala dieny izao
Tonony sy feony : aobp Silo Andrianandraina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FaliVangy : 2669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/02/2015 14:52