Tsaroanay tokoa (Fafah (Mahaleo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanay tokoa izao
Ny soa be noraisinay
Tsy tapaka avy taminao
Ry Andriananaharinay.

Ny lasa dahkct tononkira.serasera.org hitodianay
Dia mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Nihahy sady nanasoa.

Ka dia sqkdpoo mba velomy re
Aty ofhku anatinay ny fo
Mahay misaotra Anao anie
Ry Rainay be famindra-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fafah (Mahaleo)
Visites : 7860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raherizo
Date : 17/02/2009 08:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309