Faniriako Jesosy (Ezra Mpidera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao
No mahasambatra ahy
Ny ho tantananao
Izay tononkira.serasera.org no faniriako Jesosy
Nandalo ady xayc mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No xjwxhe hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao no mahasambatra ahy
Hombany tananao mahery tsy hanana ahiahy
Matory aho ny alina tsy misy tahotra
Mifoha aho ny maraina feno fiadanana
Fa Jesosy irery ihany no anton'izany
Izy irery ihany no marpoqa mahatoa izao
Ka hitoetra aho, hifikitra aho
Anilany mandrakizay doria
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao
No mahasambatra ahy
Ny ho tantananao
Izay tononkira.serasera.org no faniriako Jesosy
Nandalo ady xayc mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No xjwxhe hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao no mahasambatra ahy
Hombany tananao mahery tsy hanana ahiahy
Matory aho ny alina tsy misy tahotra
Mifoha aho ny maraina feno fiadanana
Fa Jesosy irery ihany no anton'izany
Izy irery ihany no marpoqa mahatoa izao
Ka hitoetra aho, hifikitra aho
Anilany mandrakizay doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ezra MpideraVangy : 1114
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Antsamiah
Daty : 10/04/2019 11:25
