HAVANA SISA (Eugène RAZAFIARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAVANA SISA

Rehefa mikija ny oram-baventy
Ka zary pmalama ny lalana hety
Mitady fialofana ireo tra-boina
Dia ny havana sisa no hidodododoana

Rehefa mianjera zay zatra mpania
Ka lavo miankohoka ny miankavia
Zay tiana rehetra dia afa-mandao
Fa ny havana sisa no hanarina anao

Eugène RAZAFIARISAONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eugène RAZAFIARISON
Vangy : 1801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOFO1
Daty : 05/02/2013 09:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757