Tsy ambarambarako anao (Eugène RAZAFIARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)

Satria hoy ny fanantenako (bis)
rehefa any am-pasa-mangina
vao tiako hilazalazako
ny miafina rehetra ato am-poko

        Ilay endriko maloka teny
        eqbtatsi Tsy ambarambarako anao
tononkira.serasera.org        raha tsy efa vovoka eny
        izao vatako tazana izao
    jtqbp     Ny zava-mahory ny saiko
        tsy ambarambarako anao
   yqblwvlb      raha tsy efa voaraiko ilay fiainana iray vaovao

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 25/05/2026 21:50)
Misaotra indrindra ry Razafindranaivo Harilala, Tsy misy pentina ity nalefanao ity. Ny zavatra mba ampiako fotsiny dia Mme Célestine koa mihira miaraka ao. Ary ny tonony dia avy amin'i R. Artin D'Imala. Ny feony kosa (Compositeur) dia Jean Justin Razafitseheno (J.J.Tseheno).
Mankasitraka e!
Kotsur ( 25/05/2026 21:58)
Ny mba lazaiko anao ry Razafindranaivo Harilala dia 'Satria hoy ny fanantenako' = 'Tsy ambarambarako anao'
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eugène RAZAFIARISON
Vangy : 13725
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Razafindranaivo Harilala
Daty : 29/10/2004 13:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393