Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAVANA SISA (Eugène RAZAFIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qmzw voioee HAVANA SISA
Rehefa mikija ny oram-baventy
Ka zary pmalama ny lalana tononkira.serasera.org hety
Mitady fialofana ireo tra-boina
Dia ny havana sisa no hidodododoana
Rehefa mianjera zay zatra mpania
Ka lavo miankohoka ny miankavia
Zay tiana rehetra dia afa-mandao
Fa ny havana sisa no hanarina anao
ydbszsom Eugène RAZAFIARISAONA
Rehefa mikija ny oram-baventy
Ka zary pmalama ny lalana tononkira.serasera.org hety
Mitady fialofana ireo tra-boina
Dia ny havana sisa no hidodododoana
Rehefa mianjera zay zatra mpania
Ka lavo miankohoka ny miankavia
Zay tiana rehetra dia afa-mandao
Fa ny havana sisa no hanarina anao
ydbszsom Eugène RAZAFIARISAONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eugène RAZAFIARISONVangy : 2513
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOFO1
Daty : 05/02/2013 09:15
