Anjakanao (Erica)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zatra loatra anao angamba Aho
Fa ianao no tiako hatr'izay
Tsy hita intsony ny atao
Raha vao tlfrrnca tsy eo ianao
Mampitapy ny fanahy
Ref:Anjakanao Aho ,anjakanao Aho
Ahy irery dwggm ianao ,tsy natao ho an'ireo rehetra izay te hiaka anao
Ka aza omeo tsiny aho ,
Na masiaka na saropiaro aho indraindray
Raiso ho fitiavana izany
Ilay endrikao vao tononkira.serasera.org maraina
Manaitaitra ahy ,mahalasa adala ahy
Na misy aza ny adalako
Dia ianao skutkqjz foana,ianao fa aza manahy

--------
Link: