Anjakanao (Erica)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zatra loatra anao angamba Aho
Fa ianao no tiako hatr'izay
Tsy hita intsony ny atao
Raha vao tsy eo ianao
Mampitapy ny fanahy qnwlu
Ref:Anjakanao Aho ,anjakanao Aho
Ahy tononkira.serasera.org irery ianao ,tsy natao ho an'ireo rehetra izay te hiaka anao
Ka aza omeo tsiny aho ,
Na masiaka cgurm na saropiaro aho indraindray
Raiso ho fitiavana izany
Ilay endrikao vao maraina
Manaitaitra ahy ,mahalasa adala ahy inugac
Na misy aza ny adalako
Dia ianao foana,ianao fa aza manahy

--------
Lien: