Anjakanao (Erica)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zatra cwqg loatra anao angamba Aho
Fa ianao no tononkira.serasera.org tiako hatr'izay
Tsy hita intsony ny atao mtylhpxw
Raha vao tsy eo ianao
Mampitapy ny fanahy
Ref:Anjakanao Aho ,anjakanao Aho
Ahy irery ianao hzglujhl ,tsy natao ho an'ireo rehetra izay te hiaka anao
Ka aza omeo tsiny aho ,
Na masiaka na saropiaro aho indraindray
Raiso ho fitiavana izany
Ilay endrikao vao maraina
Manaitaitra ahy ,mahalasa adala ahy
Na misy aza ny adalako
Dia ianao foana,ianao fa aza manahy
Fa ianao no tononkira.serasera.org tiako hatr'izay
Tsy hita intsony ny atao mtylhpxw
Raha vao tsy eo ianao
Mampitapy ny fanahy
Ref:Anjakanao Aho ,anjakanao Aho
Ahy irery ianao hzglujhl ,tsy natao ho an'ireo rehetra izay te hiaka anao
Ka aza omeo tsiny aho ,
Na masiaka na saropiaro aho indraindray
Raiso ho fitiavana izany
Ilay endrikao vao maraina
Manaitaitra ahy ,mahalasa adala ahy
Na misy aza ny adalako
Dia ianao foana,ianao fa aza manahy
--------
Link:
