Two De Mbay (ERFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1er_Couplet)
Mamono Sofina ilay Moov sy nvazo aty
Dia hataonay kôpy dôly ny sipa sy kôfbøy
Ka avia aty, Hiaraka handihy
Amnlay kalokalon' ERFAH MC

Vonona aby ve? Ao tsara dôly ve?
Atomboka ilay Moov RNB adala be
Nen'ny bandy Rhum , Dia ny sipa doom
Eto isika hitafatafa miaraka amin'ny Boum

Dia mifandrairay , Miaraka mandihy
Ilay tontolo iray , izay iaraha mankafy
Dia hoitanao , Sy ho tsapanao
Anio ilay mampihetsiketsika ny vatanao

Tandremo mihataka , Tandremo miala
Tsy tiko mantsy ilay mikozy
Hoe mbola tsy mafana
Mitositosy de miaraka mifaly
Fety tsy ho vita ity , Sy tsy ho lany


(Refrain)
Ty le Moov eh , Ty le Douze eh
Ahetseho ny vatanao , Dia amby Hi-bouge eh
Ny vazonay mlay , Ny kalonay Okay
Ze kely vovonk'aina , Huummm
Two de mbay


(2em Couplet)
Ka avia aty , Raha te handihy
Raha toa ka ankafizinao lay vazo ity
De ajanony ny kandra , De manaova manja
Hitoto be isika androany , Hifaly avanja

Ka bandy avia , Dia manivana
Fikiro tsara ny eo akaikinao fa sao tsy tana
Ny aty Ilay Moov efa grand...
Efa maitre ny aty rah anaty Sound

Ny disadisanao hadinoy ireny
Ny aty tsy lany atao ka aza miteny
Ka io DJ vatanao ahetsika...
Fa tsisy mila eo raha tsy efa sempotra

Ny aty mandona , fa nga tsy Loza
Ny ao ivelany ao gratuit nFoza
Ka ity nenay...Ilay revy tsara ah...
Ianao no andrasana ka aza tara...


(Refrain)
Ty le Moov eh , Ty le Douze eh
Ahetseho ny vatanao , Dia amby Hi-bouge eh
Ny vazonay mlay , Ny kalonay Okay
Ze kely vovonk'aina , Huummm
Two de mbay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ERFAH
Vangy : 742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ERFAH
Daty : 30/07/2020 19:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718