Tsy Fahadisoako (ERFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1er- Couplet
Ny andro androany
No hilazaiko ny amintsika roa
Satria tsy hifanaraka , hitambatra ho iray
Tsy tantiko , ka mialatsiny fa efa baikonon'i FO
Sao ho sanatria ho diso lalana , sy fiafara
Ny antsika eh...!!!

1/2 Couplet
Oh ry piso ah...
Aza manontany hoe zah ve no diso ah
Na koa hoe ny resaka
Nataontsika roa omaly iny
Ilay nifamaly iny...
Fa ny tiko ah...
Ambara aminao ra toa ka hoe tsy fanahiniko ah
Fa esory anaty FO sy sainanao ny momba anah
Mba marina ah...
Fa tsy anjara ny antsika

Refrain
Mba nisy fitia , tao anatiko tao
Nefa zah ihany no itako ao
Tsy hita hoe mazava izy eh
Fa mampisalasala
Izaho sy ianao de samy nahatsapa
Nikasa sy nanorina
Ny fiainana mba ho matotra eh
Sy hifamatotra eh
Nefa indrisy...

2em--Couplet
Isika roa ilay samy mody adala eh
Hoe samy tia , nefa tao lasa kilalao
Nefa samy nahalala eh
Ilay vita tao sy nieritreritrao
Aleo izay vita ho any eh
Aleo faranana any eh
Ny aty koa tsy hitomany
Na mafy aza anie
Na mafy aza izany iii ....!!!

1/2 Couplet
Oh ry piso ah...
Aza manontany hoe zah ve no diso ah
Na koa hoe ny resaka
Nataontsika roa omaly iny
Ilay nifamaly iny...
Fa ny tiko ah...
Ambara aminao ra toa ka hoe tsy fanahiniko ah
Fa esory anaty FO sy sainanao ny momba anah
Mba marina ah...
Fa tsy anjara ny antsika...

Miverina(Refrain)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ERFAH
Vangy : 666
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ERFAH
Daty : 11/07/2020 09:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728