Lasa Izy (ERFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1er_Couplet)Vahotra ny vava tsy naloam-peo
Hoe oviana indray ny fotoana
Hoe oviana indray vao mba hihaona
Hatramizay anefa tsy ho adino
Ny salova-tavany
Fa mandatsa ahy , Mamela ratra ho ahy
Ireo zava-bita natao fahiny...
(Refrain)
Lasa izy , Lasa any ho any
Lasa izy , Tsy mba nanambara
Lasa izy , Namela ankivina
Lasa izy , Nandao ny olon-tiany
(2em_Couplet)
Tsy tony vao omaly ve ???
Le tsikitsiky sy fitiavana
Nifandefa teny mamy vao mifoha
Malaina ny hisara-droa
Ankehitriny ilay mba hitany matetika
Namela ankiviana...
Ka mijaly aho , Marary eh...
Naleoko mitomany mangina...
(Refrain)
Lasa izy , Lasa any ho any
Lasa izy , Tsy mba nanambara
Lasa izy , Namela ankivina
Lasa izy , Nandao ny olon-tiany
(3em-Couplet)
Raha iny ianao no lasa any
Namela ahy irery...
Very...Very eh...Tsy mba misy mankahery
Mba sitrano aho...Mba sitrano eh
Mba sitrano aho...×2
(Refrain)
Lasa izy , Lasa any ho any
Lasa izy , Tsy mba nanambara
Lasa izy , Namela ankivina
Lasa izy , Nandao ny olon-tiany
--------
Rohy: