DADA (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada tiana sy jnmn lalaina
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy hisaina
Hahay hitandro ny fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao fahiny
Ny kapoka nataonao tononkira.serasera.org koa
Mamy ireny ankehitriny.
Ireny ditra slcq sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà ny fahotako
Hoy ny hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana ftmigei faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy hisaina
Hahay hitandro ny fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao fahiny
Ny kapoka nataonao tononkira.serasera.org koa
Mamy ireny ankehitriny.
Ireny ditra slcq sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà ny fahotako
Hoy ny hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana ftmigei faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
--------
Link:
