DADA (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada tiana glkta sy lalaina
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy hisaina
Hahay hitandro ny tononkira.serasera.org fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao sqbl fahiny
Ny kapoka nataonao koa
Mamy ireny ankehitriny.
Ireny ditra sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà ny qatkis fahotako
Hoy ny hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy hisaina
Hahay hitandro ny tononkira.serasera.org fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao sqbl fahiny
Ny kapoka nataonao koa
Mamy ireny ankehitriny.
Ireny ditra sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà ny qatkis fahotako
Hoy ny hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
--------
Lien:
