Mandihy zook (DJ Tahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misôma, misôma, misôma zook eye!
Manambitamby ilay mozika eye!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e...
Tiako zalahy mandihy zook eye!
Anao tononkira.serasera.org koa tia ’zaho koa efa paré
Mamolaka, toa...toa folaka
Midoladola tsara e....
Refrain :
O! lahy e! srctafj lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako tiako tiako o !
O! lahy e! lahy e! lahy e! ddckrx lahy e!
Tiako misoma zook e....
Ooh !
Tsy lahy tsy vavy mankafy zook e...
Finaritra mitositosy foana eye qmxoyau !
Mamolaka toa.... toa folaka
Midoladola tsara e... Ooh !
O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy zook eye !
Manambitamby ilay mozika eye!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e...
Tiako zalahy mandihy zook eye!
Anao tononkira.serasera.org koa tia ’zaho koa efa paré
Mamolaka, toa...toa folaka
Midoladola tsara e....
Refrain :
O! lahy e! srctafj lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako tiako tiako o !
O! lahy e! lahy e! lahy e! ddckrx lahy e!
Tiako misoma zook e....
Ooh !
Tsy lahy tsy vavy mankafy zook e...
Finaritra mitositosy foana eye qmxoyau !
Mamolaka toa.... toa folaka
Midoladola tsara e... Ooh !
O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy zook eye !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DJ TahianaVangy : 1785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dafytahiana
Daty : 24/09/2014 15:50
