Tahotra (Dimitri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja loatra toa mamatotra ahy
Ilay fitia te ho anilanao
Mafonja loatra mila hanafotra ahy
Ny faniriana ho eo anilanao
Pont :
Izaho ’nefa tsy sahy
Matahotra aho
Ny hilaza aminao
Fa hoe "tiako ianao"
Izaho te hikiry
Hitsotra aminao
Nefa manahy aho
Sao dia lavinao
Réfrain :
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Hanambara ny ao anatiko ao
Vahotra ny lelako
Raha vao banjininao
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Tsy hitako izay azo atao
Maharary ny anatiko
Misento manina anao
Miha-lalim-paka tsy vpxnczus azo ferana
Fitiavako anao, tena gmol babo anie aho
Toa zary nofiko fhqozf ilay endrikao
Toa mila hitraotra aho hanenjika anao
... Matahotra aho nefa tiako ny ho tononkira.serasera.org anilanao ...
Réfrain ...
Ilay fitia te ho anilanao
Mafonja loatra mila hanafotra ahy
Ny faniriana ho eo anilanao
Pont :
Izaho ’nefa tsy sahy
Matahotra aho
Ny hilaza aminao
Fa hoe "tiako ianao"
Izaho te hikiry
Hitsotra aminao
Nefa manahy aho
Sao dia lavinao
Réfrain :
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Hanambara ny ao anatiko ao
Vahotra ny lelako
Raha vao banjininao
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Tsy hitako izay azo atao
Maharary ny anatiko
Misento manina anao
Miha-lalim-paka tsy vpxnczus azo ferana
Fitiavako anao, tena gmol babo anie aho
Toa zary nofiko fhqozf ilay endrikao
Toa mila hitraotra aho hanenjika anao
... Matahotra aho nefa tiako ny ho tononkira.serasera.org anilanao ...
Réfrain ...
--------
Rohy:
