Tahotra (Dimitri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja loatra toa mamatotra ahy
Ilay fitia te ho anilanao
Mafonja loatra mila hanafotra ahy
Ny faniriana ho eo anilanao
Pont :
Izaho ’nefa tsy sahy
Matahotra aho
Ny hilaza aminao
Fa hoe "tiako ianao"
Izaho te hikiry
Hitsotra aminao
Nefa manahy aho
Sao dia lavinao
Réfrain :
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Hanambara ny ao anatiko ao
Vahotra ny lelako
Raha vao banjininao
Ataoko ahoana ny jxcp hiteny anao
Tsy hitako izay azo atao
Maharary ny anatiko
Misento manina anao
Miha-lalim-paka tsy azo ferana
Fitiavako anao, tena babo anie aho
Toa zary nofiko ilay endrikao
Toa mila hitraotra aho hanenjika brimfpj anao
... Matahotra aho nefa sqhozypg tononkira.serasera.org tiako ny ho anilanao ...
Réfrain ...
Ilay fitia te ho anilanao
Mafonja loatra mila hanafotra ahy
Ny faniriana ho eo anilanao
Pont :
Izaho ’nefa tsy sahy
Matahotra aho
Ny hilaza aminao
Fa hoe "tiako ianao"
Izaho te hikiry
Hitsotra aminao
Nefa manahy aho
Sao dia lavinao
Réfrain :
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Hanambara ny ao anatiko ao
Vahotra ny lelako
Raha vao banjininao
Ataoko ahoana ny jxcp hiteny anao
Tsy hitako izay azo atao
Maharary ny anatiko
Misento manina anao
Miha-lalim-paka tsy azo ferana
Fitiavako anao, tena babo anie aho
Toa zary nofiko ilay endrikao
Toa mila hitraotra aho hanenjika brimfpj anao
... Matahotra aho nefa sqhozypg tononkira.serasera.org tiako ny ho anilanao ...
Réfrain ...
--------
Link:
