Tahotra (Dimitri)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja loatra toa mamatotra ahy
Ilay fitia te ho anilanao
Mafonja loatra mila hanafotra ahy
Ny faniriana ho eo anilanao
Pont :
Izaho ’nefa tsy sahy
Matahotra aho
Ny hilaza aminao
Fa hoe "tiako ianao"
Izaho te hikiry
Hitsotra aminao
Nefa manahy aho
Sao dia lavinao
Réfrain kbuqkt :
Ataoko ahoana ny hiteny anao
Hanambara ny ao anatiko ao
Vahotra ny lelako
Raha vao banjininao
Ataoko ahoana tononkira.serasera.org ny hiteny anao
Tsy hitako izay azo atao
Maharary ny anatiko
Misento manina anao

Miha-lalim-paka tsy azo ferana
Fitiavako anao, qsteoy tena babo anie aho
Toa zary nofiko ilay endrikao
Toa kmmqz mila hitraotra aho hanenjika anao

... Matahotra aho nefa tiako ny ho anilanao ...
Réfrain ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dimitri
Visites : 2515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dimitri
Date : 10/11/2006 08:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291