Ty numéro (Delphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 ➡️ (VIAVY) : Fahoriana, fijalianaNo nandaozako anao ry malala
Notapahin’ilay anjara ny fitiavako
Ilay hanohy fianarana any ivelany agny ry malala
Mbola tia anie ty foko dia ho lasa adala (2×)
Refrain :
Ty numéro raha mahatsiaro téléphone amin’ity chéri na ny marain-tsy hariva tsy hanadino anao ny aty malala o !
LELAHY : Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny e (2×)
2 ➡️ (VIAVY) : Ranomaso no nosotroiko raha nanatena tena antseranan-tsambo.
Manantena fa mbola hitohy ny antsika roa oh
Na ho ela, na ho faingana tsy maintsy andrasako ihany mafy anie ny anjara ety an-tany (2×)
Refrain :
Ty numéro raha mahatsiaro téléphone amin’ity chéri na ny marain-tsy hariva tsy hanadino anao ny aty malala o !
LELAHY : Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny e (2×)
3 ➡️ (LELAHY) : Mijanona anie ry tiako malahelo handaozanao fa mahafehy antsika ny karamako oh Ty peratra sovenira, avereno amin’ny tananao
Malala ô, mijanona raha azo atao (2×)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DelphinVisites : 22
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jenniferlebon804
Date : 06/04/2026 11:46
