Sombiniaina (Dekapy's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany hafaliako raha vao nahita anao
Tonga teto an-tany nanomboka nitomany
Dobodoboka ny tononkira.serasera.org fo, toa faly aoka izany
Toa tsapako avy hatrany ,fa misy fitia teny kpbaielj mamy
Fa zavatra tsy mba adinoko, vao nianatra niteny
Niantso dada sy i neny
Badabada eran'ny trano
Tsy andriko intsony ny ora firavana
Hahitana anao indray sombin'ny bexn bwvjwrb aina
Vao eo am-baravarana, folofolo aloha ny maso
Toa mitady zavatra, tsy te hahalala andraso
Fa zavatra tena tiako, zany atao hoe zanaka
Tena silaky ny ainao
Ary tsy mba haiko adinoina,
Na dia lavitra aza izaho, tsy mba afaka ao an-tsaina
Bridge:
Rehefa izaho mibedy re, nenina ny avy eo, tsy nampahazo aina
Tambatambazako avy eo, ka tsy hiala eo aho,
Raha tsy efa adino ilay teo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dekapy's BandVangy : 1730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/07/2019 09:37