Sombiniaina (Dekapy's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany hafaliako raha vao nahita anao
Tonga shii teto an-tany nanomboka nitomany
Dobodoboka ny fo, toa faly aoka izany
Toa tsapako avy hatrany ,fa misy fitia teny mamy
Fa zavatra tsy mba adinoko, vao nianatra niteny
Niantso dada sy i neny
Badabada ycqt eran'ny trano
Tsy andriko intsony ny ora firavana
Hahitana anao indray sombin'ny aina
Vao eo am-baravarana, folofolo aloha ny maso
Toa mitady zavatra, tsy te hahalala andraso
Fa zavatra tena tiako, zany atao hoe zanaka
Tena silaky ny ainao
Ary tsy mba haiko adinoina,
Na dia lavitra aza izaho, tsy mba afaka drnkjtsn ao an-tsaina
Bridge:
Rehefa izaho mibedy re, nenina ny avy eo, tsy tononkira.serasera.org nampahazo aina
Tambatambazako avy eo, ka tsy hiala eo aho,
Raha tsy efa adino ilay teo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dekapy's BandVangy : 1839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/07/2019 09:37