Meva (feat Blaise B) (Denise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Denise ft Blaise B ~ MevaDenise:
Yeeh
Yeleleh yeleleh
Mh mh
Ambony tany na tsy magnino anao
Maro fahavalo oh
Tsy mitovy raha mampisahotaka olo maro
Vidim-piainagna midangana
Efa mampangaroharo oh
Samby milomay mitady afaliagnany ambony tany
Every time i beg my father
Come bless me give the power
I don't wanna trouble with my brother
I wanna do better for my futur
Satria mitohy eh*2
Fiainagna mitohy eh
Tsimentsy itohy eh
Ivavahagna mbola itohy eh
Tsimentsy itohy eh
Satria mitohy eh, mbola mitohy eh
Ref:
Ny tsara mbola ho tsara
(Ny tsara mbola ho tsara)
Ny meva mbola ho meva
(Ny meva mbola ho meva)*4
Blaise B:
I've been through ups and downs
In my lonely night
Fighting for what is mine
Even through
I keep on falling
I don't stop trying
Get up ten times and smile
Mama m'avait toujours dit
Mora mora
E go better oh
Papa m'avait toujours dit
Mora mora
E go better oh
Même si ça ne marche pas
Aller
Continuer à bosser
Faut pas te décourager
Continuer à bosser
Monkey di work
Baboon di chop banana
Work hard and pray to Hosanna
From Cameroun to Madagascar
Blaise b chante a Malagasy
Satria mitohy eh*2
Fiainagna mitohy eh
Tsimentsy itohy eh
Ivavahagna mbola itohy eh
Tsimentsy itohy eh
Satria mitohy eh, mbola itohy eh
Ref: Denise & Blaise B
Ny tsara mbola ho tsara
Ny tsara mbola ho tsara
Ny meva mbola ho meva
Ny meva mbola ho meva
Ny tsara mbola ho tsara
Ny meva mbola ho meva
Ny tsara mbola ho tsara
(Ny tsara mbola ho tsara)
Ny meva mbola ho meva
(Ny meva mbola ho meva)
Ny tsara mbola ho tsara
Ny meva mbola ho meva....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DeniseVangy : 103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randriahaja
Daty : 05/02/2025 16:11
